|
|
|
|

Teny iditra1  Raharolahy Elie
Singan-teny  2 Raharolahy, 3 Elie
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Raharolahy Elie (1901-1949) (Ny Erika, Harioley, Dorshonam) [3.1]
6 Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [2.313]
Voambolana  7  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8  Ikakilay sy Ifaralahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08